|
|
|
|

Entry tambanivohitra
Part of speech noun
Elementary words t, ambany, vohitra
 Campagnard [1.66]
 Provincial [1.66]
Examples 
1Zanak' olona ambony toy ireny ve hijery maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4]
2Loza ho an' ny zazavavy ny irin' ny olona raha tambanivohitra sy mahantra izy. [2.472]
3hoy indray ny eritreriny iray, tsy ho ory intsony izy mianakavy na dia ho tambanivohitra araka ny maha tantsaha azy aza. [2.470]

Entry Tambanivohitra
Part of speech name (play) [Full list]
Author Ny Avana, 1926
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Updated on 2025/10/11