|
|
|
|

Entry takorobabo
Part of speech noun
 Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [1.1]
 Kitapon-tsakafon'ny vorona [1.13]
 The craw of a bird [1.2]
 Jabot [1.13]
Vocabulary 
Synonyms tranon-dremby
Other spellings 

Updated on 2012/09/06