| Entry | takoribabo | |
| Part of speech | noun | |
| Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Other spellings | takorobabo | |
| Updated on 2013/06/20 |
|