|
|
|
|

Entry fitakolahana (takolaka)
Part of speech noun
 Fitampifiana fiafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitily: Ny fitakolahako tao ambadiky ny varavarana no nandrenesako ny teniny rehetra. [1.1]

Updated on 2023/01/20