| Entry |
tahiry
|
| Part of speech | noun
|
| | Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra [1.1]
|
| | Something saved up [1.7]
|
| | Ce qu'on économise, thésaurise [1.8]
|
| | Fitsitsiana; ambim-bava [1.13]
|
| | économie; épargne, stock; mémoire [1.13]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony.
[2.470]
|
| 2 | Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly"
[2.471]
|
|
| Derivatives |
|