| Entry |
fitahirizana
(tahiry)
|
| Part of speech | noun
|
| | [ fitehirizana ] The act of saving or keeping things, the place where things are saved or kept [1.7]
|
| | L'action de conserver, de garder, l'instrument, le lieu, le motif [1.3]
|
| | [ fitehirizana ] Action de conserver, de garder; endroit où l'on conserve les choses [1.8]
|
| | Conservation, stockage [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Fitahirizana fotsiny no an'ireo mpitahiry ireo.
[2.298]
|
| 2 | Izany hoe fitahirizana ny hafatra sy zavatra amam-pananana rehetra navelan' ny Razana.
[2.285]
|
| 3 | Ireo fiadiana naseho tao amin'ilay trano fitahirizana ireo no tapin'ny namboariny tamin'izany.
[2.944]
|
|
| Other spellings |
|