| Entry | tafontrano | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | tafo, trano | |
| Sarona ambony amin' ny trano mipetaka amin' ny vovonana sy ny lohatrano ary ny haratra sy ny varivariny. [1.1] | ||
| Examples | Afo roa no soroniny ary bozaka no itainany katsy azo anaovana antsirambina noho ny tafontrano ivaiva ihany, bozaka ihany koa.
[2.470] | |
| Analogs | tafontrano-mpanjaka | |
| Article | Randzavola: tafontrano ao amin' ny Baiboly (=> trano) | |
| Updated on 2025/01/02 |
|