| Entry | tafo | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Saron' ny zavatra ambony indrindra: Vao nolokoana ny tafon' ity sarety ity Zavatra entina mandrakotra, manarona ny trano, taila: Ohatrinona ny arivo amin' itony tafo itony? (rehefa mipetaka amin' ny trano izy no atao hoe tafontrano) Razan-tafo: tafo bozaka, tafo hazo, tafo fanitso, tafo kapila na tafo tanimanga Ny fitambaran' ny sarona na rakotry ny trano: Izao tsy mbola misy orana izao no fotoana tsara fanamboarana ny tafo (eto izy dia azo soloana hoe: tafontrano). [1.1] | |||||||
| A roof [1.7] | |||||||
| Le toit, la couverture du toit [1.3] | |||||||
| Toit [1.8, 1.13, 1.5] | |||||||
| Couverture [1.13, 1.5] | |||||||
| Toiture [1.5] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Derivatives |
| ||||||
| Updated on 2023/08/21 |
|