| Entry |
tafika
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitambaran' ny miaramila enti-miady, miaramila amim-piadiana: Nandroso hamely ny fahavalo ny tafika Fitambaran' ny miaramila mampiasa fiadiana sy fomba fiady iray: Ny tafika an-tanety, ny tafika an-dranomasina Fitambaran' ny miaramila eo ambany fanevam-pirenena, foloalindahy: Izy no jeneraly mifehy ny tafika Enti-milaza fahamaroan' isa, fahabetsahana: Betsaka ve ny olona niakatra tatỳ an-tanàna nijery fety? Tafika iray manontolo ka ianao angaha maninona! [1.1]
|
| | A war party; an army [1.7]
|
| | Expédition guerrière; armée [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Tonga ny tafika, hoy ny baikon' ilay lehibeny tao an-tanàna!
[2.324]
|
| 2 | Tonga tokoa ny tariky ny tafika angilisy.
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
tafika,
tafik',
tafi-,
tafiky |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
Tafika
|
| Part of speech | name (anthroponym)
|
| Vocabulary |
| Examples | ary i Tafika teo Ambohijanaka
[2.48]
|
| Tables and plates |
|
|