|
|
|
|

Entry manafika (tafika)
Part of speech active verb
 Manatona mamely, mibosesika maka: Nanafika tany Ejipta i Napoléon [1.1]
 To invade or attack with a military force [1.7]
 Faire la guerre, envahir un pays [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Dia aiza izay hery hoenti-manafika? [2.528]
2Raha alina tsy azo lalovana, nefa misy tovolahy minaikanaika mankao manafika ny amboadia. [1.437]
Morphology 
Present : manafika
Past : nanafika
Future : hanafika
Imperative : manafiha

Updated on 2023/01/20