| Entry | sononoka | |
| Part of speech | noun | |
| Fandehanana moramora ary amim-pifaliana; fisosana tsy misy manelingelina na mitontona na mitonjina; ilazana koa ny fiainana milamina na ny raharaha mizotra amin' ny fahatanterahana [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2012/10/08 |
|