| Entry | fisononohana (sononoka) | |
| Part of speech | noun | |
| Fandehanana moramora tsara tsy misy mitsamboamboatra:
Ny fisononokan'ny na fisononohan'ny lakana.
Fizoran'ny fiainana na ny raharaha milamina tsara: Ny fisononohan'ny fiainana no anisan'ny fahasambarana eto an-tany. [1.1] | ||
| Synonyms | fisononoka | |
| Updated on 2023/01/20 |
|