| Entry | songomby | |
| Part of speech | noun | |
| Anaram-biby vaventy, izay lazain' ny olona sasany fa mifandraidraika amin' ny soavaly, nefa koa itompoan' ny sasany fa tsy misy akory fa atao fampitahorana ny zaza mitomany amin' ny alina mba hampangina azy fotsiny [1.1] | ||
| Animal fabuleux ressemblant à un [...] [full text in 2.415, 1.54] | ||
| Se disait des audacieux [2.415] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2016/08/09 |
|