| Entry | songadina | |
| Part of speech | noun | |
| Fihanjahanjana, fiboridanana Fiavahana tsara amin' ny hafa. [1.1] | ||
| Séparation, isolement Nudité [1.3] | ||
| Examples | Ovako endrika araka ny ohatra ny teny nasongadina eo ankavia dia afenoko ny banga eo an' ila.
[2.445] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2022/03/08 |
|