| Entry |
mampisongadina
(songadina)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mettre en relief, ou en exergue; concrétiser [1.13]
|
| Examples |
| 1 | izany ny rafitra mampisongadina ny vahoaka entina sy ny mpitondra.
[2.445]
|
| 2 | manoritra dia manamarika no heviny, mampisongadina mazava, maneho eo anatrehan' ny be sy ny maro.
[2.606]
|
| 3 | Mampisongadina tsara an'izany toe-tsaina izany ny fandrarana ny fahitalavitra Viva tsy handefa fandaharana, taorian'ny fandrarana tena tsy amin'antony koa radio na fandaharana amina radio maro tato anatin'ny taona faramparany.
[4.27]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mampisongadina |
| Past : |
nampisongadina |
| Future : |
hampisongadina |
|
|