| Entry | sondrovaka | |
| Part of speech | noun | |
| Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona:
Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2013/06/13 |
|