| Entry | misondrovaka (sondrovaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Enti-milaza zavatra voatelina tsy manaraka ny lalan-kanina fa nivoaka any an' orona: Nisondrovaka ilay voam-bary ka tany an' orona no nivoaka Mivily amin' ny lala-mahitsy; lasa tampoka entin-katezerana mankany amin' ny olona iray: Nisondrovaka tatỳ Rasoa nitantara ny namelezan' i Naivo ny zanany [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|