| Entry | sondriana | |
| Part of speech | noun | |
| Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany. [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2010/12/17 |
|