|
|
|
|

Entry fahasondrianana (sondriana)
Part of speech noun
 Havarianana, harenohana [1.1]
 Le ravissement, la distraction [1.3]
Examples Ary noho ny fahasondrianana tao tratrela, tamy ny enina no niandohana nipetrahana tao, ka tamy ny sivy famantaranandro vao nody. [2.59]
Synonyms hasondrianana

Updated on 2023/01/06