| Entry | someby | |
| Part of speech | adjective | |
| Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Someby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona [1.1] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | somebiseby | |
| Updated on 2013/06/13 |
|