| Entry |
solafaka
|
| Part of speech | participle
|
| | Mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra [1.1]
|
| | Slipping [1.7]
|
| | Qui glisse, comme le pied sur une pente ou sur un terrain glissant: [1.3]
|
| | Qui glisse [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Solafaka ilay akoho nandeha teo ambony sahafa
[1.1]
|
| 2 | Solafaka eo hianao, fa aza mandeha eo (Vous allez glisser, ne passez pas par là)
[1.3]
|
| 3 | Miadana, satria vao solafaka kely foana dia hatsipin' ny sambo hatelin' ny rano.
[2.471]
|
|
| Morphology |
| Present : |
solafaka,
solafako,
solafakao,
solafany,
solafatsika,
solafakay,
solafakareo,
solafak',
solafa- |
| Past : |
solafaka,
solafako,
solafakao,
solafany,
solafatsika,
solafakay,
solafakareo,
solafak',
solafa- |
| Future : |
ho solafaka,
ho solafako,
ho solafakao,
ho solafany,
ho solafatsika,
ho solafakay,
ho solafakareo,
ho solafak',
ho solafa- |
|
| Derivatives |
|
| Entry |
solafaka
|
| Part of speech | participle
|
| | Diso noho ny halemena na tsy fahalalana [1.1]
|
| | Qui se trompe par ignorance ou par faiblesse [1.3]
|
| Examples | Olombelona ihany ka solafaka
[1.1]
|
| Morphology |
| Present : |
solafaka,
solafako,
solafakao,
solafany,
solafatsika,
solafakay,
solafakareo,
solafak',
solafa- |
| Past : |
solafaka,
solafako,
solafakao,
solafany,
solafatsika,
solafakay,
solafakareo,
solafak',
solafa- |
| Future : |
ho solafaka,
ho solafako,
ho solafakao,
ho solafany,
ho solafatsika,
ho solafakay,
ho solafakareo,
ho solafak',
ho solafa- |
|
| Derivatives |
|