|
|
|
|

Entry fisolafahana (solafaka)
Part of speech noun
 Fibolisarana: Hoditr'akondro no nahatonga ny fisolafahany.
Fahalavoana noho ny halemena na tsy fahalalana: Fisolafahana ny an'ny betsaka fa tsy fanany iniana akory. [1.1]

Updated on 2009/02/23