| Entry | fisodika (sodika) | |
| Part of speech | noun | |
| Fomba entina misodika, manala ny hoza-dravin'ny rofia, na manesotra ny vato kely madinika amin'ny vary alohan'ny hitotoana azy, na mikendrikendry ny zavatra tadiavina (papango) hofaohina; na fisonenika eo am-pandihizana. [1.1] | ||
| Updated on 2023/01/05 |
|