|
|
|
|

Entry sobiky
Part of speech noun
 Harona makadiry: Voankazo iray sobiky [1.1]
 A basket [1.7]
 Panier [1.8]
Examples 
1Hanaovana inona ireto sobiky sy kofehy? [2.356]
2Sady tsy niandrasany fa notatahany ny vava sobiky. [2.298]
3Ny anankiray nilanja zavatra roa anaty sobiky tamin' ny hazo. [2.649]
Other spellings 
Article 

Updated on 2022/07/30