| 1 | Nosokafan'ilay fetsy ny sobika.
[2.442]
|
| 2 | Nisy Ramatoa iray nibata sobika misarona nidina.
[2.4]
|
| 3 | Sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny.
[2.470]
|
| 4 | Natao tsy hitan' ny olona izany, gony sy sobika aza no nitaomana azy.
[2.472]
|