|
|
|
|

Entry sinibe
Part of speech noun
Elementary words siny, be
 Siny makadiry atao fitahirizan-drano ao an-trano [1.1]
 Citerne [1.13]
Examples 
1Sinibe no fenoina katsaka efa novoasana ary tanehina eo izany mandra-pahamasany. [2.472]
2sinibe tsy mahatan-drano
izany va no asany?
[2.131]

Updated on 2023/09/16