| Entry |
sendra
|
| Part of speech | adjective or adverb
|
| | Tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo Mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho
[1.1]
|
| | Incidental, occurring accidentally, happenning [1.2]
|
| | Occuring by chance [1.7]
|
| | Par hasard, accidentellement, au moment où [1.3]
|
| | Qui rencontre par hasard:
Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~
Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~
Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché) [1.3]
|
| | Qui arrive ou se passe par hasard [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Aza mba sendra izay vehivavy!
[2.528]
|
| 2 | Nitady toko aho ka sendra vato.
[1.281]
|
| 3 | sendra narary aho tamy ny izao.
[2.59]
|
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
|