| Entry | sasaka | |
| Part of speech | noun | |
| Ny ilany ihany amin' ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: antsasaka, antsasany). [1.1] | ||
| Zara roa mitovy tsara [1.13] | ||
| Moitié [1.3, 1.13] | ||
| Demie [1.13] | ||
| Examples | Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana
[2.324] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/06/01 |
|