| Entry |
misasaka
(sasaka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mitapaka roa mitovy: Tsy mbola misasaka akory ny volana dia lany sahady ny karamany Mahazo ny antsasany avy: Tandremo fa tsy misasaka isika amin' ireto voankazo ireto satria izaho no nandoa vola be kokoa tamin' ny nividianana azy [1.1]
|
| | être divisé en deux, être
partagé en deux parties égales;
avoir pour soi la moitié d'un objet.
Aoka hisasaka isika amin'ity asa tanimbary ity (Partageons-nous en deux groupes pour bêcher cette rizière) ~
Tsy mbola misasaka tsara ity varintsika ity (Notre riz n'est pas encore bien partagé en deux parties égales ~
Misasaka amin'ity vola ity isika roa lahy (Chacun de nous deux doit avoir la moitié de cet argent, nous devons nous partager cet argent à nous deux) [1.3]
|
| Examples | Indro ny iray toko tombon-dahinao, satria hianao no mpanjakan' ny biby rehetra, ary indry ny iray toko anao misasaka amy ny ahy.
[2.293]
|
| Morphology |
| Present : |
misasaka |
| Past : |
nisasaka |
| Future : |
hisasaka |
| Imperative : |
misasaha |
|
|