|
|
|
|

Entry saoka
Part of speech noun
 Lamba anampy ny akanjo amin' ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny [1.1]
Vocabulary 
Derivatives 

Entry saoka
Part of speech noun
 Ny eo ambanin' ny molotra ambany; saomaka. [1.1]
 The chin [1.7]
 Le menton [1.8]
Vocabulary 
Examples Ny volombava tsy miromborombo ary tsy malama, fa milantolanto amin' ny molotra sy ny saoka. [1.436]
Morphology 
Simple : saoka, saokan', saokan-, saokam-, saoky
Prefixed : -tsaoka, -tsaokan', -tsaokan-, -tsaokam-, -tsaoky

Updated on 2024/10/30