|
|
|
|

Entry saohana (saoka)
Part of speech passive verb
 Enti-milaza ny akanjo ampiana saoka: Saohy iny akanjonao iny fa somary teritery eo amin' ny valahany [1.1]
Vocabulary 
Morphology 
Present : saohana, saohako, saohanao, saohany, saohantsika, saohanay, saohanareo, saohan', saohan-, saoham-, saoha-
Past : nosaohana, nosaohako, nosaohanao, nosaohany, nosaohantsika, nosaohanay, nosaohanareo, nosaohan', nosaohan-, nosaoham-, nosaoha-
Future : hosaohana, hosaohako, hosaohanao, hosaohany, hosaohantsika, hosaohanay, hosaohanareo, hosaohan', hosaohan-, hosaoham-, hosaoha-
Imperative : saohy

Updated on 2023/01/20