| Entry | sambobelona | |
| Part of speech | noun | |
| Elementary words | sambotra, olona | |
| Ilazana ireo olona voababo an' ady, olona azo babo tany an' ady [1.1] | ||
| Prisonnier de guerre [1.3] | ||
| Examples | Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona
[2.472] | |
| Updated on 2023/10/08 |
|