|
|
|
|

Entry salama
Part of speech adjective
 Tsy marary, tsy marofy.
Mitovy hevitra: bolangina ~ finaritra ~ seheno ~ soamadina ~ tsara fanahy ~ tsy maninon-tsy maninona ~ tsy marofy [1.1]
 Well, healthy [1.7]
 Qui est en bonne santé [1.3]
 Bien portant, en bonne santé [1.8]
Examples 
1Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [2.470]
2Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina, ary angamba, araka ny filazany, hanaraka azy koa Ineny [2.471]
3Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza. [2.472]
Derivatives 
Synonyms salamalama

Entry salama
Part of speech interjection [Full list]
 [Arabic salam] how do you do? [1.7]
 [arabe salam] salut! bonjour! [1.8]

Entry salama
Part of speech noun
  [Mahafaly] (de salama : en bonne santé). Phylloxylon sp. (Fabaceae). Réf. Debray 1029. La décoction des rameaux est réputée fortifiante. On la boit après le repas pour rester en bonne santé. Les écorces de tige et de la racine renferment des alcaloïdes non encore étudiés. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Phylloxylon sp.

Updated on 2023/10/08