|
|
|
|

Entry sakamalao
Part of speech noun
  [Taisaka] anamalao [1.78]
 Zavamaniry masiaka mafanafana ny vodiny, latsadatsaka kely noho ny sakay
Mitovy hevitra: sakaitany ~ sakarivo [1.1]
 Ginger [1.7]
 Gingembre [1.8, 1.13]
  [Merina] (de saka : produit de cueillette ; et malaho : qui a un goût piquant, brûlant). Zingiber officinale Roscoe (Zingiberaceae), le gingembre, plante condimentaire bien connue, cultivée et souvent subspontanée. En médecine populaire, on s'en sert comme apéritif, cordial, en cas de digestion difficile et dans les insuffisances hépatiques. Voir aussi sakamalaokely. [1.196]
Vocabulary 
Examples 
1Ny entana naondrana dia ny vary, ny omby, ny sakamalao, ny fary, ny vy. [2.508]
2Fadin' ny bevohoka ny homana sakamalao, fa maha-kamban-drantsana ny zaza, hono. [1.437]
3Mangahazo, ramirebaka, sakamalao sisa hita tamin' ny fivarotana tao an-tanàna [2.472]
4Tantely sy sakamalao atanintanina afo sy ravinkazo tanehina no asolosolo izany indraindray [2.470]
Synonyms fakamalao ~ sakaitany ~ sakarivo ~ sakaviro
Other spellings 

Updated on 2024/10/14