| Entry | saikatsaikatra (saikatra) | |
| Part of speech | adjective | |
| Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady [1.1] | ||
| Hesitant, undecided [1.7] | ||
| Qui hésite; [1.8] | ||
| Examples | Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay.
[2.472] | |
| Synonyms | saikatra | |
| Updated on 2023/01/20 |
|