|
|
|
|

Entry safidy (fidy)
Part of speech noun
 Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
Fifidianana malalaka: Anao ny safidy [1.1]
 Choice. [1.2]
 Freedom of choice [1.7]
 Liberté de choix [1.8]
Derivatives 

Updated on 2023/10/02