| Entry |
misafidy
(safidy (fidy))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mifidy, maka izay tiana [1.1]
|
| | To make a choice, to make a decision [1.7]
|
| | Faire un choix; prendre une décision [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Fahafahana misafidy antokom-pivavahana.
[4.27]
|
| 2 | Koa ireo ary ny fanazavazavana kely, koa anao no misafidy azy!
[1.381]
|
| 3 | Mahazo misafidy ny mpirary am-panam-badiana, raha tiany ny hisafidy.
[2.245]
|
|
| Morphology |
| Present : |
misafidy |
| Past : |
nisafidy |
| Future : |
hisafidy |
| Imperative : |
misafidiana |
|
|