| Entry | safarina (safary) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Asiana safary, asiana olakola-teny mba hanalavana taria na hanarinariana dia: Aza safarinao amin' ny ohabolana sy hain-teny ny resaka, Randrenja a (Kilalaon' afo -- R.R.-R) [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|