| Entry | rombaka | |
| Part of speech | noun | |
| Fakana tampoka ny zavatra eny amin' ny hafa; fahamaimaizana hiteny ka mitsatsaingoka hilaza [1.1] | ||
| Examples | Ankehitriny ianareo Fariseo dia manadio ny vohon' ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatinareo kosa dia feno rombaka sy faharatsiana.
[2.996] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2017/04/07 |
|