| Entry | mifandrombaka (rombaka) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mifaninana manao asa na miteny: Mifandrombaka hanao tsianjery ny mpianatra Mifaninana haka (zavatra) haingana sy an-kery sao lasan' ny sasany: Mifandrombaka voankazo izy dimy lahy [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|