| Entry | rohizana (rohy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Fatorana amin' ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano (omby) Samborina amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na eny amin' ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny Tanana, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan' ny olona amin' ny vavanao ianao [1.1] | |||||||||
| To be bound with a cord [1.7] | |||||||||
| Qu'on lie [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|