|
|
|
|

Entry roavoamena
Part of speech noun
Elementary words roa, voamena
 Voamena roa (0,40Fr) [1.1]
Vocabulary 
Examples 
1Vaton-doso roa, vaton-kirobo sy sikajy sy roavoamena dia akotry no sisa. [1.437]
2Iny ary, hoy Bina, sady nomeny roavoamena izy, fa mba ataovy manitra tsara hisotroana ranovola. [2.499]

Updated on 2024/07/16