|
|
|
|

Entry rivo-doza
Part of speech locution
Elementary words rivotra, loza
 Rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [1.1]
 Rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [1.13]
 Cyclone [1.13]
Vocabulary 
Examples 
1Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [2.445]
2Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27]
3Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18]
Synonyms rivo-mahery
Quotes 
Illustrations 

Entry Rivo-doza
Part of speech name (play) [Full list]
Author Rajemisa-Raolison Régis
Publishings 
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Updated on 2025/10/11