| Entry | rantsan-tanana | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| Elementary words | rantsana, tanana | ||||
| [ rantsantanana ] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely Ireo rantsana folo amin' ny tanana [1.1] | |||||
| The fingers [1.2, 1.7] | |||||
| Les doigts [1.8] | |||||
| Doigt [1.13] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Examples |
| ||||
| Analogs | rantsan-tongotra | ||||
| Updated on 2024/10/30 |
|