| Entry |
rantsana
|
| Part of speech | noun
|
| | Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy [1.1]
|
| | A branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.] [1.2]
|
| | A branch [1.7]
|
| | Branche [1.8, 1.13]
|
| | Branche d'un arbre [1.196]
|
| Examples |
| 1 | fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao.
[1.357]
|
| 2 | Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany.
[2.895]
|
|
| Derivatives |
| Article |
|