| Entry | mirantsana (rantsana) | |
| Part of speech | adjective | |
| Misy rantsana: Mirantsana fito ity fanaovanjiro ity [1.1] | ||
| Growing out into branches [1.2] | ||
| To be divided into several arms or branches; to be pruned [1.7] | ||
| être divisé en plusieurs branches; avoir des branches; être élagué [1.8] | ||
| être branchu, ramifié [1.196] | ||
| Examples | Ny Tahony dia malemy, mananika zavatra hafa, tsy mirantsana loatra, tsy misy volo, mamakitratra raahery ny hahavony.
[1.357] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|