| Entry | rano tsilany | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | rano, tsilany | |
| Lomanon' ny mahay, izay mandry mitsilany eo ambony rano ka ny tongony no toy ny mivoy ny rano dia misondrotra sy miakatra izy (ranotsilany) Fomban-domano mitsotra mandry (mitsilany) eo ambony rano ary dia misosa amin' izay [1.1] | ||
| Examples | Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka.
[1.437] | |
| Analogs | antsitrika ~ tsikaroka ~ tsipy sandry | |
| Updated on 2023/01/01 |
|