|
|
|
|

Entry ranona
Part of speech pronoun [Full list]
Elementary words anona
 Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ranona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ranona
Lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ranona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ranona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao
Teny ifampiantsoan' ny samy vehivavy rehefa miresaka, na ilazany olona tsy tiana hotononina ny anarany na hadinony tsy tonga ao am-bavany: Tsy hitandRanona angaha ilay olona teto anikeheo? ~ Ranona atsy avaratra no nandrenesako an' izany [1.1]
 Mister So-and-so [1.2]
 What's-his-name [1.7]
 Monsieur un tel [1.8]
Examples Tsy re intsony ny hoe marary ranona na ranona ao an-tanàna, fa izay maty sisa no re. [2.472]
Other spellings 
Tables and plates All the pronouns

Updated on 2025/10/11