|
|
|
|

Entry Ianona (anona)
Part of speech pronoun [Full list]
 Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona
Lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao [1.1]
 What's-his-name. [Mal. sianun.] [1.2]
Other spellings 
Tables and plates All the pronouns

Updated on 2023/01/20