|
|
|
|

Entry ranomasina
Part of speech noun
Elementary words rano, masina
 Rano lalina sady midadasika ary manonja misamboaravoara, manodidina ny tany: Masirasira ny tsiron' ny ranomasina ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1]
 The sea
The first water carried up at the ceremony of circumcision, which is obtained by the immersion of the person fetching it, together with the calabash in which it is carried. Should the child be expected to reign, the water must be fetched from the sea. [Jav. Ranu masim.] [1.2]
 The sea [1.7]
 La mer [1.8]
Vocabulary 
Examples 
1Heveriko fa eo amin' ny ranomasina ny ho-avinareo. [2.471]
2Ireo no tany fanalan' andriana ranomasina. [2.48]
Morphology 
Simple : ranomasina, ranomasiko, ranomasinao, ranomasiny, ranomasintsika, ranomasinay, ranomasinareo, ranomasin', ranomasin-, ranomasim-, ranomasi-
Prefixed : -dranomasina, -dranomasiko, -dranomasinao, -dranomasiny, -dranomasintsika, -dranomasinay, -dranomasinareo, -dranomasin', -dranomasin-, -dranomasim-, -dranomasi-
Article 

Entry Ranomasina
Part of speech name (book title)
Author Andriamalala Emilson Daniel
Publishings 2000. Librairie Mixte. Width: 12cm. Height: 17cm. Pages: 74. Copies: 600.
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/08/11